|
|
|
|

Entry rahalahy
Part of speech noun
 Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto
Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. [1.1]
 A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy [1.2]
 A man has rahalahy and an anabavy [1.26]
 The brother of a man; cf. anadahy [1.7]
 Frère d'un frère [1.54]
 Le frère d'un homme; cf. anadahy [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583]
2Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69]
3Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508]
Morphology 
Simple : rahalahy, rahalahiko, rahalahinao, rahalahiny, rahalahintsika, rahalahinay, rahalahinareo, rahalahin', rahalahin-, rahalahim-
Prefixed : -drahalahy, -drahalahiko, -drahalahinao, -drahalahiny, -drahalahintsika, -drahalahinay, -drahalahinareo, -drahalahin', -drahalahin-, -drahalahim-
Derivatives 
Analogs  anabavy ~ anadahy ~ rahavavy
Article 

Updated on 2023/07/22