| Entry |
anabavy
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | anaka,
vavy |
| | Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy.
Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy.
Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany. [1.10]
|
| | Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia [1.1]
|
| | A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy
[1.2]
|
| | A man has rahalahy and an anabavy
[1.26]
|
| | The sister of a man [1.7]
|
| | Soeur d'un frère [1.54]
|
| | La soeur d'un homme [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Anabavin'Andriambelo izy
[2.508]
|
| 2 | Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko.
[2.928]
|
| 3 | Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy.
[2.245]
|
| 4 | Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy.
[2.285]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
anabavy,
anabaviko,
anabavinao,
anabaviny,
anabavintsika,
anabavinay,
anabavinareo,
anabavin',
anabavin-,
anabavim- |
|
| Analogs |
anadahy ~
rahalahy ~
rahavavy |
|