|
|
|
|

Entry mihavana (havana)
Part of speech active verb
 Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao
Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao [1.1]
 To be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. [1.2]
 To be friends [1.7]
 être parents [1.54]
 Avoir de bonnes relations [1.8]
Examples Tsotra ihany raha te hihavana amiko: [2.472]
Morphology 
Present : mihavana
Past : nihavana
Future : hihavana
Imperative : mihavàna

Entry mihavàna (havana)
Part of speech imperative of active verb mihavana [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20