| Entry |
ray
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) [1.1]
|
| | [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy]
aba
[1.78]
|
| | [Provincial]
ada
[1.2]
|
| | [Betsimisaraka]
baba
[1.78]
|
| | dada
[1.1]
|
| | ikaky
[1.7]
|
| | [Tankarana]
kaky
[1.19]
|
| | Father [1.2, 1.7]
|
| | Père [1.3, 1.54, 1.8, 1.5]
|
| | Oncle [1.3, 1.5]
|
| | Beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés [1.3]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Simple : |
ray,
raiko,
rainao,
rainy,
raintsika,
rainay,
rainareo,
rain',
rain-,
raim- |
| Prefixed : |
-dray,
-draiko,
-drainao,
-drainy,
-draintsika,
-drainay,
-drainareo,
-drain',
-drain-,
-draim- |
|
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
| Analogs |
andry iankinana ~
haja sy voninahitra ~
kiady sy voninahitra ~
lany voamena zato ~
lany sikajy arivo ~
vato nandiavana |
|
| Entry |
ray
|
| Part of speech | noun
|
| | Kasika: Zaza tia ray Fakana zavatra amin' ny tanana Fampidirana olona ao an-trano [1.1]
|
| | Action de saisir avec la main [1.3, 1.5]
|
| | Action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre [1.3]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|
| Entry |
ray
|
| Part of speech | interjection
|
| | Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro:
Henoy izao teny izao, ray vahoaka [1.1]
|
| | Pour ry : Ray olona! (Ô peuple!)
[1.3]
|
|
| Entry |
ray
|
| Part of speech | adjective
|
| | Fanononana haingana ny Iray
[1.1]
|
|
| Entry |
ray
 |
| Part of speech | noun
|
| | tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel
[1.7]
|
|