|
|
|
|

Entry rahavavy
Part of speech noun
 Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [1.1]
 A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. [1.2]
 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26]
 The sister of a woman; cf. anabavy [1.7]
 Soeur d'une soeur [1.54]
 La soeur d'une femme; cf. anabavy [1.8]
Vocabulary 
Examples Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48]
Analogs  anabavy ~ anadahy ~ rahalahy

Updated on 2021/12/13