|
|
|
|

Entry rafozana
Part of speech noun
 Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [1.1]
 A parent or parent in law [1.7]
 Beaux-parents [1.54]
 Beau-parent [1.8]
Vocabulary 
Examples —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [2.293]
Derivatives 

Updated on 2023/06/05