Entry 1/2 maitso mavana
Elementary words maitso ; mavana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka [1.1]
Explanations in French Vert brillant tirant sur le jaune [1.3]
Examples Maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470]

Entry 2/2 maitsomavana
Elementary words maitso ; mavana
Part of speech noun
Explanations in French Nom d'une perle [1.3]
Tables and plates The Malagasy Beads

Updated on 2023/04/16