|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangoraka (horaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io [1.1]
Examples  4  Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. [1.263]
5  Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  mangorakoraka
Analogs  11  Antra, malahelo, mitsetra, manana tse-po, ngoaina, mangora-po, mitse-po, onena, ongena

Entry (2/2)12  mangoràka (hor)
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14  Mena mivaivay, mangatrakatraka [1.1]
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  50  mangaroka, mangoraka, mokaranga, ramangoka

Updated on 2024/08/19