Entry (1/3) | 1 fiana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 mena vasobasoka [Taimoro] [1.78] |
Explanations in English | 4 of a brownish red [Provincial] [1.2] |
Explanations in French | 5 brun. [Tankarana] [1.19] |
Hyperonym |
|
Entry (2/3) | 6 fiana |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Zoology: fishes |
Explanations in Malagasy | 9 hazandrano [Tanosy] [1.78]10 Karazan-kazandrano maro [1.1] |
Explanations in English | 11 the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Provincial] [1.2] |
Explanations in French | 12 nom de plusieurs espèces de poissons [1.3#167] |
Examples |
13 Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [2.499] |
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Entry (3/3) | 16 fi~ana |
Part of speech | 17 circumfix |
Anagrams | 18 afina, anifa, fania, fiana, fi~ana, afina, anifa, fania, fiana, fi~ana |
Updated on 2024/08/18 |