|
|
|
|

Entry1  menapina
Elementary words  2  mena
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Volon-doko mandray ny vony sy ny mena [1.1]
5  izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo [1.62]
Explanations in French  6  [menaPIny] roux [1.3]
7  rouge écarlate [1.5]
Examples  8  Ny loko menapina no mba ankafiziny [1.62]
9  Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina [2.472]
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  108  The Colors

Anagrams  109  ampenina, mañapeny, manepañy, menapina, mpanenay

Updated on 2024/10/30