Entry |
Adîn > ady
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona:
Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana:
Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza:
Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany:
Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity
[1.1]
|
Explanations in English | A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.] [1.2]
|
| Fighting, war [1.7]
|
Explanations in French | Guerre [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Combat [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
|
| Discussion, dispute [1.3, 1.5]
|
| Procès [1.3, 1.5]
|
| Bataille Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original Accord des instruments ou des voix [1.3]
|
| Lutte [1.13]
|
Examples |
1 | maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre)
[1.3]
|
2 | mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats)
[1.3]
|
3 | nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier)
[1.3]
|
4 | manana ady izy (il est en procès)
[1.3]
|
5 | mba taiza no nahita ady hianao?
[2.324]
|
6 | maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Simple : |
ady,
adiko,
adinao,
adiny,
adintsika,
adinay,
adinareo,
adin',
adin-,
adim- |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry |
Adîn > adina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny Avina, antsafa, ontany, tanitany Famotopotorana, famakafakana:
Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
[1.1]
|
Explanations in English | Examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2]
|
| A question, an examination [1.7]
|
Explanations in French | Question, examen [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Information [1.5]
|
Examples | eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
Morphology |
Simple : |
adina,
adiko,
adinao,
adiny,
adintsika,
adinay,
adinareo,
adin',
adin-,
adim-,
adi- |
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
Adîn > adiña
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [1.78]
|
Synonyms | |
|
Entry |
Adîn > Adina
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Adina [2.996]
|
Explanations in French | Adîn [2.996]
|
Examples | ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
Vocabulary |
Biblical quotes |
Article |
|
Entry |
Adîn > Adina
|
Part of speech | noun
|
Local names |
|
Vocabulary |
|