Entry fanadinana (adina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao?
¶ Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky
¶ Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara
¶ Manala na maka fanadinana [Rajemisa 1985]
English definition an examination, or a book of questions. [Richardson 1885 page 5]
 an examination [Hallanger 1973]
French definition L'examen, les questions [Abinal 1888]
French definition information [Malzac 1893 page 442]
French definition examen [Hallanger 1974]
Examples 
1Tonga ary ny fanadinana. [Rajaonarivelo: Bina, page 71]
2Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [Andraina: Mitaraina, page 258]
Compound words, titles, names 
Analogy  afa-panadinana

2014/11/09