Entry adina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
¶ Avina, antsafa, ontany, tanitany
¶ Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
Mitovy hevitra: faka ~ fakafaka ~ fotopototra ~ hadihady ~ karoka ~ karokaroka. ~ savasava ~ sikotra ~ taratara [Rajemisa 1985]
Explanations in English examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [Richardson 1885]
 a question, an examination [Hallanger 1973]
Explanations in French question, examen [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 information [Rajaonarimanana 1995]
Derivations 
Morphology 
adina
adiko
adinao
adiny
adintsika
adinay
adinareo
adin'
adin-
adim-
adi-
Synonyms adinadina
Compound words, titles, names 
Examples eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [Rajemisa: Fiteny 4, page 108]

Entry adiña
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Betsileo] foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Rakotosaona 1975]
Synonyms mady

Entry Adina
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English  [Baiboly]
 Adina [Baiboly]
Explanations in French Adîn [Baiboly]
Vocabulary 
Examples ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [Baiboly: 16:007:020/Nehemia 7:20..]
Quotes 
Articles 

Entry Adina
Part of speech noun
 Adina microcephala : sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy
Vocabulary 

Updated on 2021/09/17