Entry sotasota
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io
Mitovy hevitra: mila ady ~ mila antsongony ~ mila antsontsany ~ mila kisa ~ mila sotasota ~ mila tonony ~ mila vaniny ~ mila voatsiary [1.1]
Explanations in English A quarrel [1.7]
Explanations in French Querelle, dispute [1.8]
Examples Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa [2.470]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31