|
|
|
|

Entry1  fanadina
Root  2 adina
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manadina: Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy
5 Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a!
6 Zavatra adinina matetika: itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose [1.1]
Explanations in French  7 Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner [1.3]

Anagrams  fanadina, 8 fandaina, 9 Ifandana

Updated on 2025/12/08