|
|
|
|

Entry1  lokanady
Elementary words  2 loka, 3 ady
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Dina na fanekena nifanaovan' ny miaramila hiady na hiantafika fahizay. (Anisan' ny lokanady nalaza fahiny ilay fepetra iray mitaky "ny fandoram-belona izay miamboho lehilahy", izany hoe miverina ilalana mandositra ny fahavalo; azo heverina fa hatramin' izay no nahatonga ny fitenenana hoe "aleo mandroso ho faty toy izay miverin-ko may") [1.1]

Updated on 2025/09/12