Entry adirafitra
Part of speech noun
Malagasy definition fanambarana singan-javatra roa na maromaro [SLP: Voambolana]
French definition assemblage, montage [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names 
Analogues  ady rafitra
Examples Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra. [Rakotozafy: Ratsimba, page 65]

2017/10/27