Entry ady varotra
Elementary words ady ; varotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fifamaliana ataon' ny mpivarotra sy ny mpividy momba ny vidin' entana ka ny mpividy mangataka mba hahenan' ny mpivarotra io vidiny io, ny mpivarotra kosa tsy mety mampihena avy hatrany; fifamalian' ny mpividy sy ny mpivarotra momba ny vidin-javatra; teny ifampiraharahana: "Izaho, hoy Andrianampoinimerina, tsy manana ady varotra aminareo"; [1.1]
Explanations in English Disputation as to price, bargaining, stipulating the price. [1.2]
Explanations in French Marchandage [1.3, 1.5]
 Débat du prix [1.3]
Examples 
1Fa izaho tsy manana ady varotra aminy, fa soa ifamaliana ny anay sy ny azy. [2.298]
2Ady varotra lava be, fotoana ifanomeana miverimberina ary amin' ny toerana samy hafa, vao azo ny tapa-damba anankiray. [2.472]
3tsy mahay ady varotra akory hianao (tu ne sais pas marchander) [1.3]
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/01