Entry faka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran' ny tany any ny fakan' ny hazo lehibe [Rajemisa 1985]
English definition   a root. [Mal. akar (?).] [Richardson 1885]
   root, cause [Hallanger 1973]
French definition   racine, cause [Hallanger 1974]
Derivations  
Quotes  

Entry faka (aka)
Part of speech   noun or adjective
Malagasy definition   Fomba entina maka: Toy izao no faka ireny voankazo ireny
¶ Azo alaina, tokony halaina: Olona tsy faka taranaka [Rajemisa 1985]

Entry faka
Part of speech   noun
English definition   In the provinces it also means the private parts. [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] parties indécentes. [David 1952 (takila F)]

Updated on 2017/03/10