Entry tetik' ady
Elementary words tetika ; ady
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo [1.1]
Explanations in French Stratégie [1.5]
Examples 
1Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony. [2.324]
2Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [2.472]
Synonyms paik' ady

Updated on 2023/06/12