Entry mitolona (tolona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy
Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny
Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika
Mitovy hevitra: mamia ~ mamihina ~ mangeja ~ mangia ~ mibeda [1.1]
  [Tambahoaka] Manao tolona [1.78]
Examples Mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [2.472]
Morphology 
Present : mitolona
Past : nitolona
Future : hitolona
Imperative : mitoloma
Synonyms mifampitolona
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20