Entry tapika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Morphology 
Simple : tapiny, tapik', tapikan', tapi-
Synonyms tapiny
Compound words 

Entry tapika (pika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Explanations in French Jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
 

Entry tapika
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11