Entry tapiny
Part of speech noun tapika and pronoun
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Synonyms tapika

Anagrams 

Updated on 2020/07/31