|
|
|
|

Entry1  saribakoly
Elementary words  2  sary, bakoly
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taifasy] saripapety
5  [1.1] Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka
Explanations in English  6  [1.7] a doll
Explanations in French  7  [1.8] poupée
Examples  8  Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony. [1.369#]
9  Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo. [2.895#]
Vocabulary  10  Game

Updated on 2024/12/22