|
|
|
|

Entry1  kilalao
Root  2  lalao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy
Explanations in English  5  [1.7] a toy, a plaything; play; theatricals
Explanations in French  6  [1.8] jouet; jeux, divertissements
Other spellings  7  kilaolao
Synonyms  8  tsilalao
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word kilalao
Illustrations 
12 

Anagrams  13  alaliko, alikola, kilalao, lakaoly, lalaiko

Updated on 2023/01/20