|
|
|
|

Index

Proverbs : volombody

Proverb 1Volombodim-bitro : tsy manam-piankoana. [1.147 #V86]

Proverb 2Volombodin' akoho folaka : ny vava no manitsy. [2.415 #4849, 2.653 #3728]
Volombodin' akoholahy folaka, ka ny vava no enti-manitsy azy. [2.558 #5020]
French translationPlumes cassées de la queue d' une poule : c' est la bouche qui les redresse. [2.415 #4849]
French interpretationLes bonnes paroles arrangent les choses. [2.415 #4849]

Proverb 3Volombodin’ akoholahy : izay ihoronan’ ny inaro mba hihoronana. [2.653 #3729]
Volombodin' akoholahy : izay ihoronan' ny maro mba ihoronana. [2.415 #2266]
Volombodin' akoholahy, ka izay ihoronan' ny maro mba hihoronany. [2.558 #5021]
French translationPlumes de la queue d' un coq : là où se rassemble la plus grande partie se fait la réunion. [2.415 #2266]
French interpretationSe disait des riches qui amassent toujours, et des grands qui sont suivis du peuple. [2.415 #2266]

Proverb 4Volombodin-triotrio: samy manapakapaka ny anjony. [1.147 #V90]

Index