Entry triotrio
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [Rakotosaona 1975]
 Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [Rajemisa 1985]
Explanations in French bergeronnette [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina. [FOFAFIPE: Haivola, page 124]

Entry Triotrio
Part of speech name (book or play title)
Subtitle Boky famakian-teny (taona fahadimy)
Author Razafintsalama-Rabenjamina Lucie
Publishings 1979. Pages: 221. Antananarivo.
Description Elementary school book (5th year).
Tables and plates All the titles
Text 

Updated on 2020/07/31