Entry (1/2) | 1 fohy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao 4 Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [1.1] |
Explanations in English |
5 short [1.7] |
Explanations in French |
6 court [1.3, 1.8] 7 bref, laconique, petit [1.3] |
Examples |
8 fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy. [2.4] 9 tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472] 10 fohy io zazalahy io (ce garçon est petit) [1.3] 11 fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant) [1.3] |
Derivatives |
|
Antonyms | 17 lava |
Compound words |
|
unkLabel:Xzoonyms: |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 54 fohy |
Root | 55 foka |
Part of speech | 56 imperative of passive verb fohina |
Examples |
57 fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs) [1.3] 58 fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque) [1.3] |
Tables and plates |
59 All the passive imperatives |
Anagrams | 60 fohy, hofy |
Updated on 2023/04/30 |