Entry | 1 akoho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely) 4 Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany [1.1] |
Explanations in English |
5 the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).] [1.2] 6 a chicken [1.7] |
Explanations in French |
7 poule [1.54] 8 poulet [1.8] 9 coq, poule [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
10 "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho. [2.293] 11 Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana. [2.472] 12 sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano [2.131] |
Vocabulary |
13 Zoology: birds |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 78 Proverbs containing the word akoho |
Anagrams | 79 akoho, hokoa |
Updated on 2023/07/14 |