Entry samborina (sambotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko
Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra
Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly [1.1]
Explanations in English To be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) [1.7]
Explanations in French Qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) [1.8]
Examples Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra. [2.472]
Morphology 
Present : samborina, samboriko, samborinao, samboriny, samborintsika, samborinay, samborinareo, samborin', samborin-, samborim-, sambori-
Past : nosamborina, nosamboriko, nosamborinao, nosamboriny, nosamborintsika, nosamborinay, nosamborinareo, nosamborin', nosamborin-, nosamborim-, nosambori-
Future : hosamborina, hosamboriko, hosamborinao, hosamboriny, hosamborintsika, hosamborinay, hosamborinareo, hosamborin', hosamborin-, hosamborim-, hosambori-
Imperative : sambory
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20