Entry lava-
Part of speech morphological form of lavaka
Compound words 

Entry lava
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ
Mitovy hevitra: avo dia ~ avo ranjanana ~ ezoezo ~ fezafeza ~ fizofizo ~ jakojako ~ jango ~ jaobe ~ joaka (joroaka) ~ lava dingana ~ lava fe ~ lava mitaikotaiko ~ lava ranjanana ~ lava sirana ~ lavatsindakana ~ lavatsipaikona ~ mandrindrina ~ marezoka ~ milangalanga ~ mirijarija ~ mitezotezo ~ mitsororika ~ mitsororoaka ~ mivahan-tsindrano ~ pakapaka ~ ranga ~ rapeto ~ tsy miery an-tsena ~ tsy mindran-tohatra [1.1]
Explanations in English Long, tall; without interruption [1.2]
 Long (of time and space) [1.7]
Explanations in French Long (se dit du temps et de l'espace) [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Antonyms 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Entry lava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1]
Morphology 
Simple : lava, lavako, lavanao, lavany, lavantsika, lavanay, lavanareo, lavan', lavan-, lavam-
Prefixed : -dava, -davako, -davanao, -davany, -davantsika, -davanay, -davanareo, -davan', -davan-, -davam-
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 

Entry lava
Part of speech noun
Explanations in English Vato miempo avoakan' ny volokano [1.17]
Vocabulary 

Entry lava
Part of speech morphological form of laver
Examples Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony) [0]

Anagrams 

Updated on 2023/07/02