Entry elatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Explanations in English A wing [1.7]
Explanations in French Aile [1.3, 1.8]
Examples 
1Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
2Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
3ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
4Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry elatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Explanations in French Action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Derivatives 

Entry elatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Explanations in French Le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Vocabulary 
Synonyms lalitra
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/07/14