Entry mitoetra (toetra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra?
Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo?
Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy
Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga. [1.1]
Explanations in English To dwell; to rest; to sit [1.7]
Explanations in French Habiter, rester [1.8]
Examples 
1Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela. [2.324]
2Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao. [2.470]
Morphology 
Present : mitoetra
Past : nitoetra
Future : hitoetra
Imperative : mitoera
Synonyms mitomoetra
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/06/27