Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : vaventy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Fanambadiana nataon' ny vaventy : sady tiako no | ||||||||||||||||||||
French translation | Mariage de grands : non seulement je le veux, mais il y a accord des parents. [2.415 #189] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des mariages conclus selon toutes les formalités et tous les usages, et bien vus de tout le monde. [2.415 #189] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Izahay zaza anie no soa dia hianareo vaventy no miray saina. [2.558 #1461] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Ketsa vaventy, ka sarotra atao lahirodona. [2.165 #1377, 2.415 #21, 2.558] | ||||||||||||||||||||
French translation | Quand les jeunes plants de riz sont gros, il est difficile d' en planter deux ou trois dans le même trou. [2.165 #1377]
Si les jeunes plants de riz sont gros, il est difficile d' en planter plusieurs dans le même trou. [2.415 #21] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Mahihitra an' ombika, ka manary ny didy vaventy. [2.415 #2295, 2.558 #1879, 2.653 #1420] | ||||||||||||||||||||
French translation | Souvent à force de chercher les petits morceaux de viande on perd les plus gros. [2.415 #2295] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des avares. [2.415 #2330] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Ny ankizy no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tonotono. [1.1]
Ny zaza no tia Ny zaza no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tono hanina. [2.415 #992, 2.653 #2534] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny toetran' ny lehibe izay tsy miafina amin' ny ankizy ka mazàna no alainy tahaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si les enfants aiment à tripoter le feu, c' est que les parents aiment à manger des grillades. [2.415 #992] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Les enfants imitent les parents. [2.415 #992] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Ny lamokan' atodiakoho no tsy nomen' ny vaventy ny ankizy dia fanariana dia ny rariny. [2.558 #3070]
Ny lamokan’ atody akoho no tsy nomen’ ny vaventy ny ankizy, dia fanariana ny rariny. [2.653 #2298] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Salasala, tahaka ny vomanga am-body hady: Salasala toy ny vomanga am-body hady : | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Tsy ireo ankizy ireo no mivady, fa isika vaventy. [2.415 #1480] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ce ne sont pas tant ces enfants qui se marient, que nous leurs parents. [2.415 #1480] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ces paroles étaient prononcées par les parents dont les enfants se mariaient, pour dire que les parents comptent beaucoup dans le mariage. [2.415 #1480] | ||||||||||||||||||||
Proverb 9 | Voahangy tsara vaventy | ||||||||||||||||||||
French translation | Belles et grosses perles : parure qui sauve de toute humiliation. [2.415 #2476] | ||||||||||||||||||||
Proverb 10 | Vomanga miotrika ampombo : na mba tsara ihany fa fotsy ratsy. [2.415 #2267]
Vomanga miotrika ampombo : na mba vaventy ihany aza, dia sady matsatso no fotsy ratsy kosa. [2.415 #2267] Vomanga miotrika ampombo : tsara ihany fa fotsy ratsy. [2.558 #324, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Patates cuites au feu de son : elles ont beau être grosses, elles sont fades et d' un blanc sale. [2.415 #2267] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait parfois de certains riches et des richesses mal acquises. [2.415 #2267] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||