Entry tono
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1]
Explanations in English Broiled [1.7]
Explanations in French Action de griller au feu [1.8]
Examples Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470]
Derivatives 
Synonyms tonotono
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/21