Entry ray aman-dreny (ray, amana, reny)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy ny ray sy ny reny niteraka [Rajemisa 1985]
 [ raiamandreny ] lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [Akademia 2005]
Explanations in English a benefactor, a patron; lit. father and mother [Richardson 1885]
Explanations in French père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état
¶ terme honorifique donné au peuple [Abinal 1888 page 500]
 un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [Veyrières 1913]
Other spellings 
Analogues  zokiolona
Examples 
1Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [Fox: Hainteny, number 316]
Quotes 

Updated on 2021/10/05