Entry | 1 mahihitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola jereo mahidy |
Explanations in English |
4 [1.7] stingy, avaricious |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] avare 6 [1.3] parcimonieux 7 [1.8] ladre, sordide d'avarice |
Examples |
8 [2.558] Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. 9 [2.293] Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. |
Root | 10 hihitra |
Synonyms | 11 kahihitra |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mahihitra |
Anagrams | 13 hamahitry, hamihitra, hihiratam, hitariham, hitraiham, mahihitra, mihahatry |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |