Entry manary (ary)
Part of speech active verb
Malagasy definition [ mañary ] [Taisaka] manary [Rakotosaona 1972]
 Manipy zavatra any amin' ny toerana tsy hahitana azy intsony: Manary fako
¶ Tsy miraharaha zavatra, hany ka verivery fotsiny ilay izy: Betsaka ny ankizy no manarinary ny bokiny eny rehetrarehetra eny
¶ Milaza ampahibemaso fa tsy ho isan-jaza mpandova intsony: Efa nanary azy ela be ny rainy [Rajemisa 1985]
English definition to throw away, to reject, to abandon [Richardson 1885]
 to throw away [Hallanger 1973]
French definition rejeter; perdre [Hallanger 1974]
 rejeter, abandonner [Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
manary
nanary
hanary
manaria
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ny atiny nomeny ny atin-kavana sy ny sakaiza tia, fa izany no tsy manary an-kahoriana [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Na hita ihany aza ny ataon' ny havanay andavanandro, rahefa misy maty kosa, tsy manary irery izy [Andraina: Mitaraina, page 101]
Quotes 

Entry mañary
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] mandevina [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mandevina faty [Rakotosaona 1972]

2012/05/05