Entry fanariana (ary)
Part of speech noun
French definition le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [Abinal 1888]
French definition vidange, évacuation [SLP: Voambolana]
Examples 
1Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [Andraina: Mitaraina, page 202]
2Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 105]
Quotes 

2017/08/10