Entry tia
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
Explanations in English To love, to like [1.2]
Explanations in French Aimer [1.3, 1.8]
 Affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : tia
Imperative : tiava
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Analogs  mirona ~ miraiki-pitia ~ miraiki-po ~ mandala ~ mankamamy ~ mankafy ~ mankasitraka
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/12/18