Entry |
hanina
(hana)
|
Part of speech | participle
|
Malagasy definition | Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao [Rajemisa 1985]
|
English definition | to be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana. [Richardson 1885]
|
| to be eaten; cf. hìnana; [Hallanger 1973]
|
French definition | qu'on mange [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
Morphology |
hanina
haniko
haninao
haniny
hanintsika
haninay
haninareo
hanin'
hanin-
hanim-
hani-
| |
nohanina
nohaniko
nohaninao
nohaniny
nohanintsika
nohaninay
nohaninareo
nohanin'
nohanin-
nohanim-
nohani-
| |
hohanina
hohaniko
hohaninao
hohaniny
hohanintsika
hohaninay
hohaninareo
hohanin'
hohanin-
hohanim-
hohani-
| |
hano | |
|
Examples |
|
|
Entry |
hanina
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary ¶ Lanina: Nohanin' itay karilahy iny fotsiny ny volako,
[Rajemisa 1985]
|
English definition | food, victuals, viands, nourishment [Richardson 1885]
|
| food, nourishment [Hallanger 1973]
|
French definition | nourriture, vivres [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| aliments [Abinal 1888]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Analogues |
otrikanina |
Examples | 1 | Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture) [Abinal 1888]
|
2 | Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [Abinal 1888]
|
|
Quotes |
Articles |
Toponymy |
|
|
Entry |
hanina
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra [Rajemisa 1985]
|
English definition | longing, eager desire, affection; regret. [Richardson 1885]
|
| longing, regret [Hallanger 1973]
|
French definition | regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime [Abinal 1888]
|
| regret causé par l'éloignement [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
hañina
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Sihanaka]
rivotra [Rakotosaona 1972]
|
Vocabulary |
|