Entry mianjera (zera)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra
Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera
Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [1.1]
Explanations in English To fall down by itself [1.7]
Explanations in French Tomber de soi-même, s'écrouler [1.8]
Examples Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [2.472]
Morphology 
Present : mianjera
Past : nianjera
Future : hianjera
Imperative : mianje
Compound words 
Analogs  lavo ~ potraka ~ tafintohina ~ latsaka ~ lavo an-kavia ~ midaboka ~ mironjina ~ mivena ~ mibolaly ~ mibolasitra ~ mibolila ~ mibolisatra ~ misolafaka ~ misolifaka ~ misolifatra ~ miongana ~ mitsirara ~ mitsingoana ~ miantonta ~ mitrosina ~ mitrotrongy ~ mitsinkasina ~ mandry ilika ~ mitsingidina ~ mitsingadina ~ mitotongana ~ mitsingatotra ~ mitsimbadika ~ mikodia ~ mikodingy ~ mikodingidingy ~ mivalangitrika ~ midaboboka ~ midalaboboka ~ mitalaboboka ~ midaraboka ~ midarafoka ~ mivadika ~ mihohoka ~ miantatafoka ~ mitatavoka ~ mivadika ~ mitatafoka ~ miankarapoka ~ miampatra ~ mikoa ~ mikoan' ny nahiny ~ mikoro ~ mietsaka ~ mihotsaka ~ miletsy ~ mihintsana ~ mivarina ~ mirodana ~ miraraka ompana
Proverbs 

Entry mianje (zera)
Part of speech imperative of active verb mianjera [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20