Entry |
mitsingadina
(tsingadina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mitsingadina |
Past : |
nitsingadina |
Future : |
hitsingadina |
Imperative : |
mitsingadìna |
|
|
Entry |
mitsingadìna
(tsingadina)
|
Part of speech | imperative of active verb mitsingadina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|