Entry mibolisatra (bolisatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho
Mitovy hevitra: manao ankororosy ~ mibolaly ~ mibolasitra ~ mibolila ~ mikorisa ~ mikorotsaka ~ miporotsaka ~ misolafaka [1.1]
Examples ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. [2.996]
Morphology 
Present : mibolisatra
Past : nibolisatra
Future : hibolisatra
Imperative : mibolisara

Anagrams 

Updated on 2023/01/05