|
|
|
|

Entry1  potraka
Part of speech  2  participle
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Lavo: Nisolafaka izy ka potraka
9  Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana)
10  Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza
11  Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1]
Explanations in English  12  fallen, fallen away [1.7]
Explanations in French  13  tombé, déchu [1.8]
Examples  14  Ny potraka nefa tafarina, Ireny ka olona kosa! [2.298#]
15  dia mandoa sazy vola ariary 100, fa miandry teza ho potraka izany. [2.48#125]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Analogs  19  lavo, mianjera, mibolaly, mibolila, mibolisatra, mibolasitra, misolifaka, misolafaka, misobilatra, misolifatra, mitsirara, mitsingoana, miongana, midaboka, miantonta, mitrosina, mitrotrongy, mitsinkasina, mitotongana, mitsingidina, mitsingadina, mitsingatotra, mitsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalaboboka, mitalaboboka, midaroboka, midarofoka, mivadika, mihohoka, miantofoka, mitatavoka, miankarapoka
Compound words 

Anagrams  21  kapotra, potraka

Updated on 2023/10/07