Entry | mikodia (kodia) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity? Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Updated on 2023/08/11 |