Entry miletsy (letsy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Mifanizina [1.78]
 Mietry: Miletsy ny valin-drihana
Milefitra, miforitra noho ny lanjan' entana entina: Loza ny havesatr' ity vata ity fa efa miletsy mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka
Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary [1.1]
Explanations in English To sink or yield under weight or pressure [1.7]
Explanations in French S'affaisser sous un poids, une préssion [1.8]
Morphology 
Present : miletsy
Past : niletsy
Future : hiletsy
Imperative : miletse

Anagrams 

Updated on 2023/01/20