|
|
|
|

Entry (1/2) 1  midaboka
Root  2 daboka|dabòka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamoaka feo midoboka [1.1]
Examples  9  Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [2.606#167]

Entry (2/2) 10  midaboka
Root  11 daboka
Part of speech  12  active verb
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Explanations in Malagasy  17 Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta
18 Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana
19 Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka
20 Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [1.1]
Explanations in English  21 to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [1.2]
Explanations in French  22 s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [1.3]
Examples  23  Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [2.649#1021]
24  ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [1.232]
Other spellings  25 miandaboka
Combinations  26  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word midaboka
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Anagrams  midaboka, midabòka

Updated on 2026/08/15