Entry |
mihintsana
(hintsana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [1.1]
|
Explanations in English | To fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [1.7]
|
Explanations in French | Tomber comme les feuilles, les cheveux [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina.
[2.470]
|
2 | Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mihintsana |
Past : |
nihintsana |
Future : |
hihintsana |
Imperative : |
mihintsàna |
|
|
Entry |
mihintsàna
(hintsana)
|
Part of speech | imperative of active verb mihintsana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|