Entry tongo-dovia (tongotra, lovia)
Part of speech expression
Malagasy definition Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
¶ Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama)
Mitovy hevitra: manao gisalahy maty vady ~ manao tongo-dovia [Rajemisa 1985]
French translation course à cloche-pied [SLP 1986]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/07/31